<-
->

Gen / Jen 46:29 And Joseph made ready his chariot, and went up to meet Israel his father, to Goshen, and presented himself unto him; and he fell on his neck, and wept on his neck a good while. Ary Josefa nampanamboatra ny kalesiny, dia niakatra hitsena an' Isiraely rainy tany Gosena izy; ary raha niseho taminy izy, dia namihina ny vozony ka nitomany ela teo amin' ny vozony. dia nampamboatra ny kalesiny Josefa ka nitaingina teo hitsena an' Israely rainy any Gesena. Niseho taminy izy, dia niantoraka ka namihina ny vozony, sy nitomany ela teo amin' ny vozony. Joseph fit atteler son char et monta à la rencontre de son père Israël en Goshèn. Dès qu' il parut devant lui, il se jeta à son cou et pleura longtemps en le tenant embrassé.