<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 40:8 | And they said unto him, We have dreamed a dream, and there is no interpreter of it. And |
Ary hoy izy roa lahy taminy: Nanonofy izahay, ka tsy misy mahalaza ny heviny. Dia hoy Josefa taminy: Tsy avy amin' Andriamanitra va ny filazana ny hevitry ny nofy? Masìna ianareo, lazao amiko izany. | Ka hoy ireo: Nanonofy izahay, ka tsy misy mahalaza ny heviny. Ary hoy Josefa taminy: Moa tsy an' Andriamanitra va ny fanambaran-javatra? Ka mba ambarao kely amiko izany. | Ils lui répondirent : Nous avons eu un songe et il n' y a personne pour l' interpréter; |