<-
->

Gen / Jen 39:5 And it came to pass from the time that he had made him overseer in his house, and over all that he had, that the Lord blessed the Egyptian' s house for Joseph' s sake; and the blessing of the Lord was upon all that he had in the house, and in the field. Ary hatramin' izay nanendreny azy ho mpikarakara ny tao an-tranony mbamin' izay rehetra nananany dia notahin' i Jehovah ny tranon' ilay Egyptiana noho ny amin' i Josefa; ary ny fitahian' i Jehovah nomba izay rehetra nananany, na ny tao an-trano, na ny tany an-tsaha. Raha vantany vao notendreny ho filohan' ny tranony amam-pananany rehetra izy, dia notahin' ny Tompo ny tranon' ity Ejipsiana noho ny amin' i Josefa, ary tonga tamin' ny fananany rehetra, na an-tsaha na an-tanàna, ny fitahian' ny Tompo. Et, à partir du moment où il l' eut préposé à sa maison et à ce qui lui appartenait, Yahvé bénit la maison de l'Égyptien, en considération pour Joseph : la bénédiction de Yahvé atteignit tout ce qu' il possédait à la maison et aux champs.