<-
->

Gen / Jen 39:23 The keeper of the prison looked not to any thing that was under his hand; because the Lord was with him, and that which he did, the Lord made it to prosper. Ny mpitandrina ny trano-maizina tsy mba nikarakara na inona na inona izay efa mby an-tànany, satria Jehovah nomba an' i Josefa, ary izay nataony dia nambinin' i Jehovah. Tsy nokarakarain' ny mpitandrina ny tranomaizina intsony izay rehetra mby an-tànan' i Josefa fa nomban' ny Tompo izy sady nomban' ny Tompo tamin' izay rehetra nataony. Le geôlier chef ne s' occupait en rien de ce qui lui était confié, parce que Yahvé l' assistait et faisait réussir ce qu' il entreprenait.