<-
->

Gen / Jen 38:12 And in process of time the daughter of Shuah Judah' s wife died; and Judah was comforted, and went up unto his sheepshearers to Timnath, he and his friend Hirah the Adullamite. Ary rehefa ela, dia maty ny vadin' i Joda, dia ilay zanakavavin' i Soa; ary rehefa nionona ny alahelon' i Joda, dia niakatra tany amin' ny mpanety ondriny tany Timna izy sy Hira Adolamita sakaizany. Nony ela dia maty ilay zanakavavin' i Soe, vadin' i Jodà. Ary rahefa afa-tsaona Jodà, dia niakatra tany amin' ireo nanety ny ondriny, any Tamnà, izy sy Hirà, Odolamita, sakaizany. Bien des jours passèrent et la fille de Shua, la femme de Juda, mourut. Lorsque Juda fut consolé, il monta à Timna pour la tonte de ses brebis, lui et Hira, son ami d' Adullam.