<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 37:13 | And |
Ary hoy Isiraely tamin' i Josefa: Tsy miandry ondry any Sekema va ny rahalahinao? Avia mba hirahiko hankany aminy ianao. Ary hoy izy taminy : Inty Aho. | Ka hoy Israely tamin' i Josefa: Moa tsy miandry ny biby fiompy any Sikema va ny rahalahinao? Ka avia hianao hirahiko ho any amin' izy ireo. Dia hoy ny navaliny: Inty aho. |