<-
->

Gen / Jen 36:31 And these are the kings that reigned in the land of Edom, before there reigned any king over the children of Israel. Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin' ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin' ny Zanak' Isiraely: Izao no mpanjaka efa nanjaka tany amin' ny tanin' i Edoma, talohan' ny nisian' ny mpanjaka nanjaka tamin' ny zanak' Israely. Voici les rois qui régnèrent au pays d'Édom avant que ne régnât un roi des Israélites.