<-
->

Gen / Jen 31:13 I am the God of Bethel, where thou anointedst the pillar, and where thou vowedst a vow unto me: now arise, get thee out from this land, and return unto the land of thy kindred. Izaho no Andriamanitr' i Betela, izay nanosoranao tsangam-bato sy nivoadianao tamiko; miaingà ankehitriny hiala amin' ity tany ity, ka modia any amin' ny tany nahaterahanao. Izaho no Andriamanitr' i Betela izay nanosoranao tsangam-bato sy nanaovanao voady. Ary ankehitriny, miaingà hianao, mialà amin' ity tany ity, ka modia any amin' ny tany nahaterahanao. Je suis le Dieu qui t' est apparu à Béthel, où tu as oint une stèle et où tu m' as fait un voeu. Maintenant debout, sors de ce pays et retourne dans ta patrie.