<-
->

Gen / Jen 29:35 And she conceived again, and bare a son: and she said, Now will I praise the Lord: therefore she called his name Judah; and left bearing. Dia nanan' anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Ankehitriny dia hidera an' i Jehovah aho; izany no nanaovany ny anarany hoe Joda; dia nitsaha-jaza izy. Nanana anaka indray koa izy, dia tera-dahy ka nanao hoe: Ankehitriny hidera an' ny Tompo aho. Izany no nanaovany ny anaran' io hoe Jodà. Dia nitsaha-jaza izy. Elle conçut encore et elle enfanta un fils; elle dit : Cette fois, je rendrai gloire à Yahvé; c' est pourquoi elle l' appela Juda. Puis elle cessa d' avoir des enfants.