<-
->

Gen / Jen 29:33 And she conceived again, and bare a son; and said, Because the Lord hath heard I was hated, he hath therefore given me this son also: and she called his name Simeon. Dia nanan' anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Satria ren' i Jehovah fa efa nankalahaina aho, dia nomeny ahy koa ity; dia nataony hoe Simeona ny anarany. Nanana anaka indray izy dia tera-dahy, ka nanao hoe: Ren' ny Tompo fa nankahalaina aho, ka nomeny an' ity koa, dia nataony hoe Simeona ny anarany. Elle conçut encore et elle enfanta un fils; elle dit : Yahvé a entendu que je n'étais pas aimée et il m' a aussi donné celui-ci; et elle l' appela Siméon.