<-
->

Gen / Jen 20:4 But Abimelech had not come near her: and he said, Lord, wilt thou slay also a righteous nation? Fa Abimeleka anefa tsy mbola nanakaiky azy, ka hoy izy: Tompo ô, hovonoinao koa va izay firenena marina? Mbola tsy nikasika an-dravehivavy anefa Abimeleka ka namaly hoe: Tompo ô, hovonoinao va ny olona na dia tsy manan-tsiny aza? Abimélek, qui ne s'était pas approché d' elle, dit : Mon Seigneur, vas-tu aussi tuer quelqu' un d' innocent ?