<-
->

Gen / Jen 20:17 So Abraham prayed unto God: and God healed Abimelech, and his wife, and his maidservants; and they bare children. Ary Abrahama dia nifona tamin' Andriamanitra; ary Andriamanitra nahasitrana an' i Abimeleka sy ny vadiny mbamin' ny mpanompovaviny; dia niteraka izy ireo. Ary nifona tamin' Andriamanitra Abrahama dia nositranin' Andriamanitra Abimeleka sy ny vadiny amam-panompovaviny, ka niteraka ireo. Abraham intercéda auprès de Dieu et Dieu guérit Abimélek, sa femme et ses servantes, pour qu' ils puissent avoir des enfants.