<-
->

Gen / Jen 20:13 And it came to pass, when God caused me to wander from my father' s house, that I said unto her, This is thy kindness which thou shalt shew unto me; at every place whither we shall come, say of me, He is my brother. Ary raha nampifindrafindra ahy hiala tamin' ny tranon' ny raiko Andriamanitra, dia hoy izaho tamin' ny vadiko: Izao no soa hataonao amiko any amin' izay tany rehetra halehantsika dia lazao aho hoe: Anadahiko izy. Nony nampivezivezen' Andriamanitra lavitra ny tranon' i kaky aho, dia hoy aho tamin' i Sarà: Izao no fitia angatahiko ataonao amiko: Any amin' izay tany rehetra hahatongavantsika any aho lazao hoe: Anadahiko io. Alors, quand Dieu m' a fait errer loin de ma famille, je lui ai dit : Voici la faveur que tu me feras : partout où nous arriverons, dis de moi que je suis ton frère.