<-
->

Gen / Jen 20:11 And Abraham said, Because I thought, Surely the fear of God is not in this place; and they will slay me for my wife' s sake. Dia hoy Abrahama: Satria hoy izaho: Tsy misy fahatahorana an' Andriamanitra tokoa amin' ity tany ity, ka hovonoin' ny olona aho noho ny amin' ny vadiko. Ary izao no navalin' i Abrahama: Hoy aho anakampo: Tsy misy tahotra an' Andriamanitra kely akory angamba amin' ity tany ity, ka hovonoin' ny olona aho, noho ny amin' ny vadiko. Abraham répondit : Je me suis dit : Pour sûr, il n' y a aucune crainte de Dieu dans cet endroit, et on va me tuer à cause de ma femme.