<-
->

Gen / Jen 20:1 And Abraham journeyed from thence toward the south country, and dwelled between Kadesh and Shur, and sojourned in Gerar. Dia nifindra niala teo Abrahama nankany amin' ny tany atsimo ka nitoetra teo anelanelan' i Kadesy sy Sora ary nivahiny tao Gerara izy. Nifindra niala teo Abrahama, dia nankany amin' ny faritany atsimo, ka nonina teo anelanelan' i Kadesa sy Sora, ary nitoetra kelikely tao Jerara izy. Abraham partit de là pour le pays du Négeb et demeura entre Cadès et Shur. Il vint séjourner à Gérar.