<-
->

Gen / Jen 2:7 And the Lord God formed man of the dust of the ground, and breathed into his nostrils the breath of life; and man became a living soul. Ary vovo-tany no namoronan' i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy. Vovo-tany no nanaovan' ny Tompo Andriamanitra ny olombelona, dia nofofoniny fofon' aina mahavelona ny vavorony, ka tonga zava-manana aina ny olona. Alors Yahvé Dieu modela l' homme avec la glaise du sol, il insuffla dans ses narines une haleine de vie et l' homme devint un être vivant.