<-
->

Gen / Jen 2:2 And on the seventh day God ended his work which he had made; and he rested on the seventh day from all his work which he had made. Ary tamin' ny andro fahafito dia vitan' Andriamanitra ny asa efa nataony; ary dia nitsahatra tamin' ny andro fahafito Izy tamin' ny asany rehetra izay efa nataony. Ary tamin' ny andro fahafito dia efa vitan' Andriamanitra ny asa nataony; ka tamin' ny andro fahafito izy nitsahatra tamin' ny asa rehetra nataony. Dieu conclut au septième jour l' ouvrage qu' il avait fait et, au septième jour, il chôma, après tout l' ouvrage qu' il avait fait.