<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 19:29 | And it came to pass, when |
Ary raha noravan' Andriamanitra ny tanàna tany amin' ny tany lemaka, dia nahatsiaro an' i Abrahama Andriamanitra ka namoaka an' i Lota hiala teo afovoan' ny horavana, tamin' ny nandravany ny tanàna izay nonenan' i Lota. | Nahatsiaro an' i Abrahama Andriamanitra raha nandrava ny tanàna teo amin' ny tany lemaka, ka nanafaka an' i Lota tamin' ny fikorontanana izy, nony nanakorontana ny tanàna nonenan' i Lota. | Ainsi, lorsque |