<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 18:19 | For I know him, that he will command his children and his household after him, and they shall keep the way of the |
Fa efa nifidy azy Aho mba handidy ny zanany sy ny taranany mandimby azy hitandreman' ireo ny lalàn' i Jehovah hanao izay marina sy mahitsy, mba hitondran' i Jehovah amin' i Abrahama izay efa nolazainy taminy. | Fa izy no voafidiko handidy ny zanany sy ny fianakaviany any aoriana mba hanaraka ny lalàn' ny Tompo, amin' ny fitandremana ny rariny sy ny hitsiny: ka hanatanterahan' ny Tompo amin' i Abrahama ny soa nampanantenainy azy. | Car je l' ai distingué, pour qu' il prescrive à ses fils et à sa maison après lui de garder la voie de |