<-
->

Gen / Jen 16:5 And Sarai said unto Abram, My wrong be upon thee: I have given my maid into thy bosom; and when she saw that she had conceived, I was despised in her eyes: the Lord judge between me and thee. Ary hoy Saray tamin' i Abrama: Hanody anao anie ny fahoriako; fa efa nomeko ho andefimandrinao ny mpanompovaviko, ary nony hitany fa efa manan' anaka izy, dia nataony toy ny tsinontsinona aho; Jehovah anie hitsara ahy sy ianao. Hoy Saray tamin' i Abrama: Mihatra aminao izao faniratsiràna ahy izao. Izaho no nanome ny mpanompovaviko ho andefimandrinao; kanjo nony hitany fa nanana anaka izy dia nataony tsinontsinona aho. Ka Iaveh anie hitsara ahy sy hianao. Alors Saraï dit à Abram : Tu es responsable de l' injure qui m' est faite ! J' ai mis ma servante entre tes bras et, depuis qu' elle s' est vue enceinte, je ne compte plus à ses yeux. Que Yahvé juge entre moi et toi !