<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 12:8 | And he removed from thence unto a mountain on the east of |
Ary nifindra niala teo izy hankany amin' ny tendrombohitra atsinanan' i Betela ka nanorina ny lainy teo anelanelan' i Betela tao andrefany sy Ay tao atsinanany; dia nanorina alitara teo koa ho an' i Jehovah izy ka niantso ny anaran' i Jehovah. | Nifindra avy eo izy ho any amin' ny tendrombohitra ao atsinanan' i Betela, dia niorin-day izy, ka Betela teo andrefany ary Hay teo atsinanany. Ary nanorina otely ho an' ny Tompo izy teo, ka niantso ny anaran' ny Tompo. | Il passa de là dans la montagne, à l' orient de |