<-
->

Gen / Jen 1:7 And God made the firmament, and divided the waters which were under the firmament from the waters which were above the firmament: and it was so. Ary Andriamanitra nanao ny habakabakaka ka nampisaraka ny rano ambanin' ny habakabaka tamin' ny rano ambonin' ny habakabaka; dia nisy izany. Dia nataon' Andriamanitra ny habakabaka, ka ny rano ambonin' ny habakabaka dia nosarahiny tamin' ny rano ambanin' ny habakabaka, dia tanteraka izany. Dieu fit le firmament, qui sépara les eaux qui sont sous le firmament d' avec les eaux qui sont au-dessus du firmament,