<-
->

Gen / Jen 1:25 And God made the beast of the earth after his kind, and cattle after their kind, and every thing that creepeth upon the earth after his kind: and God saw that it was good. Ary Andriamanitra nanao ny bibi-dia, samy araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin' ny tany, samy araka ny karazany avy. Ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. Nataon' Andriamanitra ny bibin' ny tany, araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy araka ny karazany avy, mbamin' izay rehetra mikisaka amin' ny tany, araka ny karazany avy. Ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. Dieu fit les bêtes sauvages selon leur espèce, les bestiaux selon leur espèce et toutes les bestioles du sol selon leur espèce, et Dieu vit que cela était bon.