<-
->

Gen / Jen 1:21 And God created great whales, and every living creature that moveth, which the waters brought forth abundantly, after their kind, and every winged fowl after his kind: and God saw that it was good. Ary Andriamanitra nahary ny biby vaventy anaty rano sy ny zava-manan' aina mihetsiketsika rehetra, izay efa betsaka ao amin' ny rano, samy araka ny karazany avy, ary ny voro-manidina rehetra, samy araka ny karazany avy. Ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. Dia noharin' Andriamanitra ny biby vaventy anaty rano, sy ny zava-manana aina mihetsiketsika rehetra, mihelotrelotra anatin' ny rano, samy araka ny karazany avy, mbamin' ny voro-manidina manana elatra rehetra araka ny karazany avy. Ary hitan' Andriamanitra fa tsara izany. Dieu créa les grands serpents de mer et tous les êtres vivants qui glissent et qui grouillent dans les eaux selon leur espèce, et toute la gent ailée selon son espèce, et Dieu vit que cela était bon.